Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
04/02/2012: Ny marina momba ny fodian'i Lalao RAVALOMANANA (+vidéos)
03/02/2012 : Filoha RAVALOMANANA : "Ankasitrahin'izao tontotolo izao ny fodian'i Neny"
03/02/2012 : Hanjavona ny FATE … (+vidéo)
02/02/2012 : Nitafa mivantana tamin’ny vahoaka Malagasy Lalao RAVALOMANANA
02/02/2012 : Lafrantsa sy ny FATE : 2,8 miliara Ariary hanakanana ny Filoha RAVALOMANANA
02/02/2012 : Hanamora ny fifampiresahana ny famotsoran-keloka
02/02/2012 : Ankolafy RAVALOMANANA Bongolava : manindraindra ny fanapariahana (+vidéo)
01/02/2012 : Hody i Neny … ilay tena Renin’ny Malagasy
01/02/2012 : VAOVAO FARANY


Niditra mivantana teo amin'ny Kianjan'ny Finoana ny Filoha Marc Ravalomanana, taorian'ny nivoahan'ny didy izay manameloka azy, noho ny raharaha 07 Febroary."Tsy midika n'inoninona io didy io saingy ireo olona voafonja amin'ny tsy rariny no mampalahelo" hoy ny filoha Marc Ravalomanana. Niantso ny tafika Malagasy ny tenany mba hiaro ireo namany, izay hita fa nanao ny asany tamin'izany fotoana. "Aza matahotra, fa tsy hisy valy faty izany atao aminareo".