08/03/2010 : Mivavaka ho anao izahay neny malala ! (+vidéo voeux)

AmbatomangaHafaliana no nasetrin’ireo vehivavy mpandala ny ara-dàlana ny kabarin’Lalao Ravalomanana Renin’ny Malagasy rehetra ara-dàlana. Tsy nahatsindry fo moa ny ankamaroany ka tsy nanaiky raha tsy nanandratra ny vetsovetsom-pony ho an’ny Neny Malala.