Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
06/09/2010 - TGV : “copié-collé” lava reny (+vidéo)
06/09/2010 - Raharinaivo : tadiavin'ny Député "Zafilahy sy Mémé" vonoina hoe ? (vidéo)
TAMBERIN’NY HERINANDRO
Le président Marc Ravalomanana persiste et signe
South Africa does not recognise Madagascar's government led by Andry Rajoelina
03/09/2010 - Kaominina Foulpointe: vonona ny handroso amin'ny herin'ny tenany (+vidéo)
TGV : tsy manana sori-dàlana mazava fa kisendrasendra no betsaka
02/09/2010 - Foulpointe : hitoka-monina tsy ho ela (+vidéo)
01/09/2010 - La majorité silencieuse prise en otage par les caprices d'un hors-la-loi
Tamin’ny voalohany tsy zakan’ny filoha mpiara-mitantana eo anivon’ity orinasa mpanao savony ity ny fivarotan’ny Malagasy grossiste ny Citron Plus izay vokatra avy any amin’ny Nosy Maurice. Rehefa nodoran’ny olona tohanany anefa ny Magro, mbola tafiditra teto Madagasikara ihany io vokatra io ary anisan’ny vokatra ankafizin’ny Malagasy mihitsy. Amin’izao fotoana dia mangataka fanampiana avy amin’ny FATE ity orinasa ity mba hanakana ny vokatra Citron Plus tsy hiditra eto Madagasikara intsony. Asa aloha izay mety ho tohin’ny tantara satria Nadine Ramaroson izay mpitantana ity orinasa ity dia mpikambana ao amin’ny governemanta FATE.