REPOBLIKAN’I
MADAGASIKARA
Tanindrazana
– Fahafahana – Fandrosoana
CONGRES DE LA
TRANSITION
Ny
Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita dia mampahafantatra ny be sy
ny maro fa ny ankolafy ZAFY
Albert, RATSIRAKA
Didier sy Marc RAVALOMANANA
dia efa nandefa ny lisitr’ireo mambra avy amin’ny ankolafiny avy
handrafitra ny Kongresin’ny Tetezamita izay mitotaly 156 araka
ireto anarana manaraka ireto :
Ramatoa sy
Andriamatoa isany :
-
Mouvance ZAFY Albert
ANDRIAMIDOSY Gabriel
ANDRIATSOTSY Eléonore
BAVY Julienne
BONAVENTURE
BORINASY RAJAOFERA Oliva
CHARLES Merci
ELIAZARA Jean René
FAUSTIN Jean
FRANCIS Abel
GASTON Alphonse
IANONJAFY Marcellin
JAO Ludovic
LIZANTY Emile
MAHAIZARA
MAHAVITRA Jean Pierre Nicolas
MARCELLE Yolande Marcelline
MEKTOUB Camille
MOMED Abdou
NJAKA Tharsile
NORDINE
PAUL André
PHILEMON
RABEHERIFETRA Jacques
RABEMANANJARA Albain
RABEMANANJARA Alexis
RAJOMA Emmanuel
RAJOMA Ignace
RAKOTOMALALA Martial Aimé
RALISOA Esther Emma Virginia
RAMAHAZOMANANA Baovola
RANDRIA Dalphonse
RANDRIANARIVO Difera
RANDRIATSARAFARA Eliot Stany
RATSITOHARA Romuald
RAVOHITRA Marcel
RAYMOND
RAZAFIMANANTSOA Jean Christophe
RAZAFINDRAMANGA Joséphine
RAZAKANDRAINY Bezoro
ROCHE
SAMBO Edmond
SOARAY Raymond
SOFIA Ralalasoa Marthe
SOKONDRIAKY Jean Robert
SONINA Pierre
TAHERALY
TOMBO Tam
TSIATOPY François
TSIMILAMARO Vahinisoa
VAVY Julienne
VICTOR
ZAINADINA dit Zinos
Mouvance
RATSIRAKA Didier :
ANDRIAMORA
Paul Bernard
ANDRIATIANA
Jean Victor
BAKOLIARISOA
Aimée Paquerette
BENAMBONY
Armand
BERIZIKY
Hasy
BEZANDRY
René
BORELY
Colonel
TATA
COUTITI
Assolant
ELAKOVELO
Etsiosa Andriampeno
ELISAH
Perline
GARA
Jean Robert
GERARD
GILBERT
ISSOUF
BEN ASSOUMACOU
JAOTODY
Noëline
JOSE
Rogatien
KAPITALY
KAPOSY Albert
MANJARIMANANA
Urbain
MBOAZY
MEDARD
NDRIANASOLO
RABEARISOA
Dr
RABERSON
Bruno
RADEBASON
Georges
RAFARASOA
Mireille
Colonel
RAHITSO
RAKINGASIRARA
RAKOTOARIMINO
Théo
RAKOTOMAHAFALY
Jean Denis
RAKOTONIRINA
Panoelson
RAKOTOZANDRINDRAINY
Raphaël
RALAINARIVO
RAVISON Alain Claude
RALEFA
Emile
RAMANANA
RENE
RAMANATSOA
RAMARCEL Herivelona
RAMAROLAHY
Rémi
RANDRIAMAHALEO
Ginaud
RANDRIAMALALA
Paul Bert
RASOLONIRAINY
Armand
RATOABOLAMANANA
Merci
RAVELONARIVO
Jean
RAVIKTOARA
RAVOLOLONARISOA
Béatrice
RAZAFIMAHEFA
Monfort
RAZAFIMALALA Marthe
RAZAFINDRAMASY Sahondrarivelo
RAZAFY TSARANAZY Christine
ROBIA Simone
ROBIARIVONY Josiane
SOLOMONA
Chriso
- Mouvance
RAVALOMANANA Marc :
ANDRIAMBELOSOA
Barijaona
ANDRIAMBOLOLONA
Barison Claude
BAOZANDRIVELO
André
BOTOMANATSARA
FANANTERA
Longin Louis
KEMBAZANANY
Anique Chantal
LALANIRINA
Brigitte
LERIVA
Manahirana
MAHATAFA
Armand
MAMITIANA
Fabergé Gabriel
MAMPIHAO
MAMY
Benoît
MANA
Parfait
MANANJARA
Fidson
RANDRIAMANANTENA
Rodolphe Gabriel
RAFIDISON
Martin
RAHARIMAMPIONONA
RAHANTASOA
Lydia Aimée Vololona
RAHARINAIVO
Andrianatoandro
RAHARISAINA
Hery
RAKOTOARIMANANA
Joelisoa
RAKOTOARISOA
Andrianirina Marie Bruno
RAKOTOMANDIMBINDRAIBE
Mamisoa
RAKOTOMANJATO Edmond Rodin G.
RAKOTOMAZAVA Joseph
RAKOTOMIANDRISOA Jean Ernest
RAKOTONIRINA Harijaona Lovanirina
RAKOTONOMENJANAHARY
Jean Ernest
RAKOTOVAZAHA
Parson Zazaharivelo
RAKOTOZANDRY Raymond
RALAZASOA Charles
RAMAMONJISOA Benjamin
RAMBOAHAGISON
Felix
RANAIVOSON
Andrianavalona Pierrot
RANDRIAMAHOLISON
Jules Henri
RANDRIAMANDIMBISOA
Felix Marie
RANDRIANANTENAINA
Olivier Anthonny
RANDRIANARISON
Armand
RANDRIANEKENA
Michel
RANDRIANJATOVO
Henri François
RASOANAIVO
Elie Odon Fidèle
RASOLONOMENJANAHARY Fidelis Justin
RATALATA Georges
RAVELONANOSY Mamitiana
RAZAFIMBELO Arinosy Jacques
RAZAFINDRAKOTO
Harifanja Francette
REMAHITA
Désiré
VANOVASON
Adrien
VELO
Christian Nestor
VOIZY
Blandine
ZAFILAHY Rakotomandimby Stanislas
ZAONARIVELO Gérard Aristote
Ity lisitra
ity dia efa nalefa tany amin’Andriamatoa Filohan’ny Tetezamita sy
ireo Filoha mpiara-mitantana mba ahafahany manendry ireo mpikambana
ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamita amin’ny alalan’ny
« Décret », araka ny andininy faha-12 ao amin’ny
Satan’i Maputo sy ny andininy faha-2 ao amin’ny « Acte
additionnel » tany Addis Abeba.
Ny
ankolafy Andry RAJOELINA
dia mbola tsy nahatonga ny lisitra avy any aminy.
Noho izany,
dia manasa ny Filohan’ny Tetezamita mba handefa izany araka izay
haingana azo atao.
Ireo olona
voalaza anarana etsy ambony, dia antsoina hamonjy ny Lapan’ny
Kongresy eto Tsimbazaza ny talata faha-22 desambra 2009 amin’ny 10
ora maraina hiatrika ny fivoriana fanomanana.
Ny
saran-dàlan’izy ireo dia haloa eo ampahatongavany.
Antananarivo, faha-18 desambra 2009.
Ny Filoha,
Mamy
RAKOTOARIVELO