Antso an-tariby nidiran’ny Filoha RAVALOMANANA teo amin’ny Magro 08/12

Folo minitra teo ho eo taorian’ny nahavitan’ny sonia tany Maputo dia niditra mivantana teo amin’ny Magro ny Filoha RAVALOMANANA Marc.