Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
HMF : fahasahiana no dingana manaraka (+vidéo)
Hetsika Free FM : atao haza lambo ireo mpitarika
Vondron’ny mpanohitra : tsy manaiky ny hamindrana ny Kianjan’ny Demokrasia (+vidéo)
19 Mey 2012 : faritra mena ho an’ny zanak’i Dada ny eny Ambohijatovo (+vidéo)
Radio Fahazavana : son directeur et Lolot Ratsimba condamnés …
VHF-TV : fanambaran-kery sy fiaraha-mihetsika … ho an’ny tetezamita vaovao (+vidéos)
Ry Malagasy, ahirato ny maso ... misy "mafia" eto amintsika
Ankolafy Zafy Albert : tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpamita-bahoaka (+vidéos)
Vondron’ny mpanohitra : « Avereno amin’ny vahoaka ny Kianjan’ny demokrasia » (+vidéos)


Tena mahatsapa tena ho mahavita mamaha krizy marina ve ireto milaza azy ho raiamandreny mijoro ireto no dia sahy mangataka zavatra tsy fampiseho masoandro ? Mahoraka be amin’izao hoe “nangataka ny hanaovana azy ireo ho andrim-panjakana izy ireo”. Mazava ny anton’izao: “tapaka indray ny fihinana satria vita ahatreo ny fikarakarana ny fihaonambe pirenena, dia mitady hevitra vaovao ahazaona trano sy fiara vaovao be”. Tsy hanaiky gisitra ireto raiamandreny najoron’I TGV ireto fa mba tsy maintsy mahazo tombony amin’ny harem-be mitobaka.