Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
HMF : fahasahiana no dingana manaraka (+vidéo)
Hetsika Free FM : atao haza lambo ireo mpitarika
Vondron’ny mpanohitra : tsy manaiky ny hamindrana ny Kianjan’ny Demokrasia (+vidéo)
19 Mey 2012 : faritra mena ho an’ny zanak’i Dada ny eny Ambohijatovo (+vidéo)
Radio Fahazavana : son directeur et Lolot Ratsimba condamnés …
VHF-TV : fanambaran-kery sy fiaraha-mihetsika … ho an’ny tetezamita vaovao (+vidéos)
Ry Malagasy, ahirato ny maso ... misy "mafia" eto amintsika
Ankolafy Zafy Albert : tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpamita-bahoaka (+vidéos)
Vondron’ny mpanohitra : « Avereno amin’ny vahoaka ny Kianjan’ny demokrasia » (+vidéos)


Diso be ireo fampitam-baovao aparitaka amin'izao fotoana aty Madagasikara, mikasika ny dian'ny Vice-amiral Hyppolite Ramaroson sy ny tariny tany New York. Ankalazaina be aty mantsy fa dia tsy nanaiky ny handray fitenenana teo amin'ny fivoriambe ity delegasiona ity. Mahoraka be aty ihany koa fa dia hoe nivoaka ny efitrano hatrany ireto 