Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
HMF : fahasahiana no dingana manaraka (+vidéo)
Hetsika Free FM : atao haza lambo ireo mpitarika
Vondron’ny mpanohitra : tsy manaiky ny hamindrana ny Kianjan’ny Demokrasia (+vidéo)
19 Mey 2012 : faritra mena ho an’ny zanak’i Dada ny eny Ambohijatovo (+vidéo)
Radio Fahazavana : son directeur et Lolot Ratsimba condamnés …
VHF-TV : fanambaran-kery sy fiaraha-mihetsika … ho an’ny tetezamita vaovao (+vidéos)
Ry Malagasy, ahirato ny maso ... misy "mafia" eto amintsika
Ankolafy Zafy Albert : tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpamita-bahoaka (+vidéos)
Vondron’ny mpanohitra : « Avereno amin’ny vahoaka ny Kianjan’ny demokrasia » (+vidéos)


Amin'ny maha mpitondra tenin'ny filoha Ravalomanana ahy, amin'ny anaran'ny ankolafy Ravalomanana dia manentana anareo ny tenako ho tonga maro amin'ny fahatongavan'ny filoha Ravalomanana eny Ivato ny sabotsy 21 janoary 2012. Aoka isika hijoro sy hanaja ny filaminana ka tsy hamaly fiantsiana satria ny tombontsoan'ny firenena no zava-dehibe. 