Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
07/02/2012 : Raharaha 07 Febroary 2009: nobaboin’ny fankahalana ny lalàna (+vidéo)
07/02/2012 : Hadinon’ny FATE ny 26 janoary 2009
06/02/2012 : VAOVAO FARANY
06/02/2012 : Fanakanana an'i Lalao RAVALOMANANA : manontany tena izao tontolo izao (+vidéo)
04/02/2012: Ny marina momba ny fodian'i Lalao RAVALOMANANA (+vidéos)
03/02/2012 : Filoha RAVALOMANANA : "Ankasitrahin'izao tontotolo izao ny fodian'i Neny"
03/02/2012 : Hanjavona ny FATE … (+vidéo)
02/02/2012 : Nitafa mivantana tamin’ny vahoaka Malagasy Lalao RAVALOMANANA
02/02/2012 : Lafrantsa sy ny FATE : 2,8 miliara Ariary hanakanana ny Filoha RAVALOMANANA


Niditra nivantana teo anatrehan'ny vahoaka teny amin'ny kianjan'ny Finoana Magro Behoririka ny filoha Marc Ravalomanana, io hariva io. Niatrika ny fivorian'ny SADC tany Namibie ny tenany, ary nampita ny zavatra tapaka nandritra izany fivoriana izany. Mazava ny hafatry ny SADC "tsy maintsy eken'ny ankolafy telo ary andraisan'ny hery velona rehetra anjara izay dinika sy fifanarahana atao eto Madagasikara".