Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
HMF : fahasahiana no dingana manaraka (+vidéo)
Hetsika Free FM : atao haza lambo ireo mpitarika
Vondron’ny mpanohitra : tsy manaiky ny hamindrana ny Kianjan’ny Demokrasia (+vidéo)
19 Mey 2012 : faritra mena ho an’ny zanak’i Dada ny eny Ambohijatovo (+vidéo)
Radio Fahazavana : son directeur et Lolot Ratsimba condamnés …
VHF-TV : fanambaran-kery sy fiaraha-mihetsika … ho an’ny tetezamita vaovao (+vidéos)
Ry Malagasy, ahirato ny maso ... misy "mafia" eto amintsika
Ankolafy Zafy Albert : tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpamita-bahoaka (+vidéos)
Vondron’ny mpanohitra : « Avereno amin’ny vahoaka ny Kianjan’ny demokrasia » (+vidéos)


"Tsy aritro ny tsy hankahery anareo na dia aty an-tany lavitra aza" hoy ny Filoha RAVALOMANANA raha nitafa mivantana teo amin'ny Kianjan'ny Finoana ny tenany. Niondrika am-panajana manoloana ireo mpiray tanindrazana namoy ny ainy nandritra ny fandalovan'i Giovanna ny tenany ary nankahery ireo maratra sy tsy manan-kialofana noho izany. "Tsaroako fa nisy nanampy betsaka isika tamin'ny fotoana nandalovan'ny rivodoza toy izao" hoy izy nampahatsiahy. Nambarany anefa fa ankehitriny dia tsy manan-katolotra ny FATE satria fitondrana tsy mbola ara-dalàna ka tsy mahazo fanampiana.
maintsy hiera amin'ny fianakaviam-be iraisam-pirenena satria tsy ara-dalàna ny mpitondra eto Madagasikara ka manahirana" hoy ihany ny Filoha. "Arak'izany" hoy izy " dia tsy maintsy ianareo aty an-tanindrazana no mijery izay fomba ahafahana mifanome tanana hanampy ireo tra-boina". Nomarihin'ny Filoha RAVALOMANANA ihany koa fa tsy misy ny fahalalahana miteny eto Madagasikara ka dia voatery ny mpiara-mitolona no niangaviany hampita izao hafatra izao amin'ny mpiray tanindrazana mba hahafantaran'izy ireo fa tsy manadino azy ny Filoha na dia any an-tany lavitra aza.