Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
HMF : fahasahiana no dingana manaraka (+vidéo)
Hetsika Free FM : atao haza lambo ireo mpitarika
Vondron’ny mpanohitra : tsy manaiky ny hamindrana ny Kianjan’ny Demokrasia (+vidéo)
19 Mey 2012 : faritra mena ho an’ny zanak’i Dada ny eny Ambohijatovo (+vidéo)
Radio Fahazavana : son directeur et Lolot Ratsimba condamnés …
VHF-TV : fanambaran-kery sy fiaraha-mihetsika … ho an’ny tetezamita vaovao (+vidéos)
Ry Malagasy, ahirato ny maso ... misy "mafia" eto amintsika
Ankolafy Zafy Albert : tsy hiray tsikombakomba amin’ny mpamita-bahoaka (+vidéos)
Vondron’ny mpanohitra : « Avereno amin’ny vahoaka ny Kianjan’ny demokrasia » (+vidéos)


Faly aho. Faly aho fa mbola maro ireo vahoaka mijoro amin’ny Fahamarinana. Tohizo, manana faharetana, fa tsy maintsy hisy fotoana hihaonantsika, hanantanterahana ny Fahamarinana. Faly aho, fa mbola misy olona mahalala ny tokony atony eto Madagasikara. Mitondra am-bavaka anareo aho. Tsy hitondra ho aiza ny fanambatambazana na amin’ny vola, na amin’ny fiara, dia tsy hitondra n’inoninona. Fa ny fampanjakana ny fitiavana no tena zava-dehibe.