Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
07/02/2012 : Raharaha 07 Febroary 2009: nobaboin’ny fankahalana ny lalàna (+vidéo)
07/02/2012 : Hadinon’ny FATE ny 26 janoary 2009
06/02/2012 : VAOVAO FARANY
06/02/2012 : Fanakanana an'i Lalao RAVALOMANANA : manontany tena izao tontolo izao (+vidéo)
04/02/2012: Ny marina momba ny fodian'i Lalao RAVALOMANANA (+vidéos)
03/02/2012 : Filoha RAVALOMANANA : "Ankasitrahin'izao tontotolo izao ny fodian'i Neny"
03/02/2012 : Hanjavona ny FATE … (+vidéo)
02/02/2012 : Nitafa mivantana tamin’ny vahoaka Malagasy Lalao RAVALOMANANA
02/02/2012 : Lafrantsa sy ny FATE : 2,8 miliara Ariary hanakanana ny Filoha RAVALOMANANA


“Mijaly ny vahoaka Malagasy” hoy ny Filoham-pirenena “satria efa manomboka iharan’ny vokatry ny sazy ny anadavanandrony”. Nandritry ny resaka an-telefona nifanaovany tamin’ny vahoakan’ny Magro no nanambarany izany. “Isan’ny antony ahatongavan’ireo iraka avy amin’ny vondrona Eoropeana sy ny GIC eto an-tanindrazana ny fijerena ifotony momba izany mba hamahana haingana ny olana eto an-tanindrazana” hoy ny fanzavan’ny Filoham-pirenena. Nambarany fa manomboka midangana ny vidin’ny solika satria tsy manana tahiry ahafahana mifampiraharaha amin’ny any ivelany intsony ny FATE. “Izany rehetra izany dia noho ny tsy fahazahoana ny fanampiana avy any ivelany izay mizaka ny 85% ny teti-bolam-panjakana” hoy ihany ny Filoha RAVALOMANANA Marc.