Flash News: 
Confirmation de soutien au Président Marc Ravalomanana
04/02/2012: Ny marina momba ny fodian'i Lalao RAVALOMANANA (+vidéos)
03/02/2012 : Filoha RAVALOMANANA : "Ankasitrahin'izao tontotolo izao ny fodian'i Neny"
03/02/2012 : Hanjavona ny FATE … (+vidéo)
02/02/2012 : Nitafa mivantana tamin’ny vahoaka Malagasy Lalao RAVALOMANANA
02/02/2012 : Lafrantsa sy ny FATE : 2,8 miliara Ariary hanakanana ny Filoha RAVALOMANANA
02/02/2012 : Hanamora ny fifampiresahana ny famotsoran-keloka
02/02/2012 : Ankolafy RAVALOMANANA Bongolava : manindraindra ny fanapariahana (+vidéo)
01/02/2012 : Hody i Neny … ilay tena Renin’ny Malagasy
01/02/2012 : VAOVAO FARANY


olona “nanome tso-drano tamin’ny fandorana sy fandrobana nisy teto. “Hananana raki-peo sy raki-tsary avokoa izany”. Mikasika ny raharaha 07 Febroary indray dia hanangona ny horonan-tsary mahakasika ny tena zava-nisy marina tamin’iny fotoana iny ihany koa ny mpitolona. “Ho torianay ihany koa ny olona nitarika ny olona sy nandefa ny olona nanafika lapa. Ho hitantsika ihany koa raha mahaleotena sy tsy mijery tavan’olona marina ny fitsarana” hoy ny député Zafilahy Stanislas. Raha tsy mitanila marina io fitsarana io, “manorena fonja vaovao, fa tsy homby olona ireo fonja amin’izao raha ny olona ho voaheloka no jerena”.